Nanomboka ny 20 ka hatramin'ny 23 septambra 2019, dia natao tao Hefei, renivohitry ny Faritanin'i Anhui, ny fihaonambe maneran-tany momba ny famokarana 2019. Ity fihaonambe ity dia iarahan’ny minisiteran’ny Indostria sy ny Teknolojian’ny Fampahalalam-baovao, ny minisiteran’ny Siansa sy ny Teknolojia, ny minisitera...
Hamaky bebe kokoa